|
|
|
|

Teny iditra1  imbalo
Fototeny  2 valo
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Impito miampy indray mandeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 eight times [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 huit fois [1.3]
Ohatra  7  imbalo niditra vao tapitra ny olona. [2.649]
8  Ny "foko" no fototry ny resaka eto, miverimberina imbalo io teny io ato anatin'ny lahatsoratra. [2.606]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tambinteny :

Fivaditsoratra  11 ambilo, 12 Ilambo, imbalo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19