Entry | 1 Imerina |
Part of speech | 2 name (toponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Teny ilazana ny tany ambony havoana "manerinerina" itoeran' ny Merina, izany hoe ny foko eto afovoan' ny Nosy [1.1] |
Explanations in English |
4 the district in the central part of the island inhabited by the Hova, not including Vonizongo and Vakinankaratra, which are only included in Imerina enin-toko. Comp. Erina. [1.2] 5 the inland of Madagascar around Tananarive [1.7] |
Examples |
6 Ny mpifindra monina avy tany imerina.
[2.508]
7 Izahay eto imerina no solon-dray aman-dreninao. [2.528] |
All compound words | 8 5 combinations of this word |
Synonyms | 9 ankova, ankova, ankova |
Analogs | 10 emyrne, merina, nytendrombohitraroambinifolo |
Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
Quotes | 12 Texts mentioning this word |
Anagrams | 13 enimira, 14 Imerina, 15 mierina |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |