Entry | 1 indraim-bava |
Elementary words | 2 indray, 3 vava |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 teny kely foana [1.1] |
Explanations in English |
6 just one word; a morsel of food [1.7] |
Explanations in French |
7 une bouchée, une chique figuré: un mot, une parole, un rien [1.3] 8 un petit mot; une bouchée de nourriture [1.8] |
Examples |
9 izay teny indraimbava atao eto, aza tsiny?
[2.48]
10 Nangina tsy nisy namaly izy ireo na dia teny indraimbava aza, satria efa nodidian'ny mpanjaka hoe: [2.996] |
Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
Anagrams | 12 andriambavy, 13 indraim-bava |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |