Entry (1/2) | 1 indray |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Derivatives |
|
All compound words | 4 27 words containing indray |
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fanindroany: Toa mbola miteny indray ialahy? Mbola vao mainka: Norarany tsy hisotro ny zanany, nefa izy indray no nivongika tavoahangin-java-pisotro avy any Miaraka: Indray nientana izahay rehetra nihoby ireo mahery fonay. |
Explanations in English |
6 [1.2, 1.7] again; in the second place 7 [1.2] the second time; at times, sometimes |
Explanations in French |
8 [1.8] encore une fois; de nouveau |
Examples |
9 [2.4] Ho avy indray ny tantara terena. 10 [2.472] I Dada indray no voatendry tamin' izany. |
Entry (2/2) | 11 indray |
Part of speech | 12 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
13 [1.78] [Bara]
|
Anagrams | 14 dirina, drainy, idiran, indray, nidira |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |