Entry | 1 indrisy |
Part of speech | 2 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza fisentoana fa misy alahelo lehibe: Indrisy! lasa tsy ho hitako intsony izany reniko!. Indraindray koa anefa mety milaza fihetseham-po samihafa -- indrindra fahatairana, na hagagana, na hakiviana -- ny indrisy: Indrisy! rahoviana vao tsy hirehareha ny lehibe sy ny ambony! (Mitovitovy hevitra aminy eto ny Endrey!) [1.1] |
Explanations in English |
4 alas! Alack! Beautiful! [1.2] 5 alas! [1.7] |
Explanations in French |
6 hélas! [1.8] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |