|
|
|
|

Teny iditra1  Ineny
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny iantsoana ny reny na ny vehivavy lehibe mendri-panajana izay tokony ho renin' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 mother. A familiar word used by children in speaking of their nurses, or mother, or by any one in addressing an elderly woman. [1.2]
5 mother [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 mère [1.3#280, 1.8]
7 maman
8 terme honorifique dont on se sert à l'égard des nourrices, des femmes âgées ou respectables [1.3#280]
Ohatra  9  Avy taiza hianareo mianaka, hoy ineny. [2.332]
10  Ny fahalalahany no nampitomany azy, ry ineny. [2.529]
11  Avia ange, manatona eto ineny malala, hoy Raozy. [2.499]
Voambolana  12  Teny fanajana 13  Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02