|
|
|
|

Teny iditra1  Ingahibe
Singan-teny  2 lahy, 3 be
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 antidahy hajaina [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6 "Mister", term of respect for an older man [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 "Monsieur", terme honorifique qui désigne les hommes d'âge mûr [1.8]
Tovy hevitra  8 ingahy
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02