Entry (1/2) | 1 inoana |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 ino |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Ekena tanteraka: Inoako ny fahaizan' ny olo-mahay ankehitriny Ekena ho marina, ekena fa misy: Tsy azo inoana izany |
Explanations in English |
9 [1.7] to be believed |
Explanations in French |
10 [1.3, 1.8, 1.5] qu'on croit 11 [1.3] qu'on accepte sans réserve, qu'on reconnait |
Examples |
12 [1.3] inoako ny fahaizany (je reconnais sa science) 13 [1.3] tsy azo inoana izany (on ne peut pas croire cela, c’est incroyable) 14 [2.117] Sarotra inoana izany. 15 [2.471] Tsy hitako be ihany zay hataoko teo anoloan' ny tsy azo inoana. |
Entry (2/2) | 16 inoana |
Part of speech | 17 relative verb |
Root | 18 ino |
Morphology |
|
Anagrams | 23 ananio, aninao, anoina, Ianona, inoana, naoina, ny anao |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |