|
|
|
|

Entry1  iny
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Derivatives 
3  Pronouns :
All compound words 
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Enti-manondro olona na zavatra tokana lavitra dia lavitra, zara raha taza-maso: Handalo any amintsika mantsy izao iny vorona iny. Matetika koa anefa ny iny dia enti-manondro zavatra akaiky eny an-tanan' ilay olona itenenana mihitsy: Omeo ahy kely aza fady iny boky aminao iny
Explanations in English  12  [1.2#289, 1.7] that
13  [1.2#289] this. It is always used of something thoroughly known to both speaker and spoken to. It is also used when giving anythig to a person
Explanations in French  14  [1.3#280, 1.8] ce, cet, cette
15  [1.3#280] celui-là, celle-là. Détermine aussi un temps passé
Tables and plates  16  All the pronouns

Updated on 2025/08/10