Entry | 1 iraika |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 iray |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mitovy amin' ny "iray" ihany, saingy fampiasa rehefa miaraka amin' ny isa hafa izay mitohy aminy amin' ny alalan' ny "ambin' ny", "amby": Iraika ambin' ny folo. / Iraika amby zato 9 [1.78] [Sihanaka] iray |
Explanations in English |
10 [1.7] one, used in the numerals 11, 101, etc, as: iràika àmbin' ny fòlo (one with ten), eleven |
Explanations in French |
11 [1.8] un; sert à former les numéros; ex. iràika àmbin'ny fòlo, onze |
Analogs | 12 iray, isa |
Anagrams | 13 araiki, araiky, iraika |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |