|
|
|
|

Teny iditra1  irainjehy
Singan-teny  2 iray, 3 zehy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 one span, about 20 cm [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 un empan, environ 20 cm [3.1]
Ohatra  7  Koa raha hatao indray miseho daholo ireo fandrefesana miankina amin' ny zehy, dia toy izao araka ny filaharany:
ampandraofana antsasa-jehy na voatondro 6
zehy irainjehy 12
ampanjatoaria na ampiravahana irainjehy sy sasany na voatondro 18
hakiho roanjehy 24
hamaton-tsandry roanjehy sy sasany 30
tovo-tsandry : telonjehy 36
ampamelomantokana : telonjehy sy sasany 42
mamakitratra : efajehy 48
ampamelomandroa : efajehy sy sasany 54
manindao : diminjehy 60
[2.436#126]
Voambolana  8  Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17