|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  iray venty amby zato
Singan-teny  2 iray, 3 venty, 4 amby, 5 zato
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  7 a hundred and one [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 cent un [1.3#282]
Voambolana  9  Matematika: rafitrisa
Tovy hevitra  10 iraika amby zato

Teny iditra (2/2)11  iray venty amby zato
Sokajin-teny  12  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  13 Ny lalàna Iray Venty amby zato (misy toko 101) navoakan-dRanavalona II tamin' ny 1868 [2.508#486]
Fanazavàna teny frantsay  14 premier code malgache comprenant 101 articles [1.11]
Ohatra  15  Nony vita ny kabary dia nipetraka ny Mpanjaka ka nasainy novakiana ny Didim-panjaka Iray venty amby zato, ilay lalàna misy toko iraika amby zato [2.508#536]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12