Entry | 1 ireny |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Root | 3 iny |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Enti-manondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "iny": Mba hananako, hono, ny elatr' ireny vorona manidina ireny |
Explanations in English |
6 [1.7] those (in sight); plur. of iny and io |
Explanations in French |
7 [1.8] ceux-là (visibles) |
Tables and plates |
8 All the pronouns |
Anagrams | 9 ireny, niery |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |