|
|
|
|

Entry1  isamborana
Part of speech  2  relative verb
Root  3  sambotra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in French  8  [1.3#569]
Examples  9  [2.895#] Tsy misy azo isamborana azy ireo raha tsy miray hina isika.
10  [2.587#] Koa aza dia isamborana izay vava diso lahy, ary aza dia itsimponana izay teny latsaka, fa ray aman-dreny hianao.

Anagrams  11  isamboaran, isamborana, nisamboara, rambosanay

Updated on 2025/07/29