|
|
|
|

Teny iditra1  isam-pangady
Singan-teny  2 isa, 3 fangady
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 (isampangady) hetra isam-pangady [Betsileo] [1.78]
6 Ampahany (tokony ho intelon' ny vata: 6 dal) amin' ny vary vokatra izay omen' ny olona ny mpanjaka mba ho fankatoavana azy amin' ny maha-tompon' ny tany azy. (Raha menabe ny tany, dia an' ny mpanjaka manontolo ny isam-pangady, fa raha menakely kosa, dia animahana ho an' ny tompomenakely ka raha Andriamasinavalona ilay tompomenakely dia omena ny antsasany ary raha zanak' andriana kosa, tsy omena afa-tsy ny ampahadiminy [1.1]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02