|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 isan' andravava |
| Singan-teny | 2 isa |
| Sokajin-teny | 3 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hira sy haisoratra betsileo:
5 hiran-dalao ankapobeny, fa indrindra ho fiderana ny andriana na ny olo-malaza [1.1] |
| Tovy hevitra | 6 kilalao |
| Mpanahaka | 7 isambalahazo, 8 isandrary, 9 kitaridaolao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|