|
|
|
|

Teny iditra1  isan-jato
Singan-teny  2 isa, 3 zato
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ireo antokon' ny mponina manao fanompoana izay mitsinjarazara ho zato isaky ny iray tarika
6 ampahany raha atao ara-keviny amin' ny zato: Ny valopolo isan-jato amin' ny Malagasy dia mpamboly [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 pourcentage [1.13]
Voambolana  8  Matematika: rafitrisa
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 Anjoatsy, 11 antsojay, isan-jato, 12 Jonatasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02