|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ise |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 used familiarly for You, You sir.
[1.2] 5 you (singular) used familiarly between men [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 tu
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 15 ialahy, 16 ianao |
| Tsanganana sy sary iray takila |
17 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 18 esy, ise, 19 sie |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|