|
|
|
|

Teny iditra1  ianao
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha tokana izy
4 ka atao teny lazaina:
5 Amin'ny firy no handeha ianao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [hianao] 6 thou, you. [Compare Swahili e'nu, your, of your,
7 and e'gnui o thou.] Compare anao. [1.2]
8 same as hianao [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [hianao] 9 vous (employé pour toi) [1.3]
10 vous (respect) [1.5]
11 même que hianao [1.8]
12 (pronom personnel sujet - 2ème personne singulier) tu, toi. [Tanala] [1.6]
Ohatra  13  Hahita loza ianao! [2.528#]
14  Manao ahoana ianao, anaka? [2.4#]
15  ianao ve no mahateny ahy izany! [2.470#]
16  Fantatro fa tia ahy tokoa ianao. [2.445#]
Tsipelina hafa  17 hianao
Mpanahaka  18  anao, 19  ao, 20  ialahy, 21  ise, 22  nao
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 6 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  24  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  25 aoina, ianao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17