|
|
|
|

Teny iditra1  isisihana
Fototeny  2 sisika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#611]
Ohatra  4  Tsy foin-dRazazavavy hosimba izato voninkazo nanoin-tsarotra, angamba notazana teny amin' ny hazonana lokaloka ny lala-nombana, ka miherikerika mitady toerana azo isisihana izy. [1.224#]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12