|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 sisika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy
4 Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola 5 Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro 6 Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 forced in between
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on pousse et insère entre des choses
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 26 gaka, 27 kolikoly, 28 tsolotra |
| Kamban-teny rehetra | 29 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 30 sisika |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
32 Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy
[1.1] |
| Voambolana | 33 Haiteny |
| Tovy hevitra | 34 tsofoka |
| Teny iditra (3/3) | 35 sisika |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 blanc de casse
[1.13] |
| Voambolana | 38 Toe-karena: tonta printy, sary |
| Kamban-teny rehetra | 39 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 40 kisasy, sisika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|