Entry | 1 israelianina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Israely: Mitokantokana tsy maro namana intsony ny Israelianina ankehitriny Mikasika an' i Israely, an' i Israely na avy any Israely: Milina israelianina itony [1.1] |
Explanations in English |
4 Israeli [3.1] |
Explanations in French |
5 israélien, israélienne [3.1] |
Vocabulary | 6 Geography: countries, people |
Other spellings | 7 israely |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |