|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  itambarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 collectif [1.13]

Teny iditra (2/2)4  itambarana
Fototeny  5 tambatra
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#657]
Ohatra  7  Ezaka itambarana ho amin' ny fahadiovana; [2.445#]
8  Ny bikan-trano sy ny lokony no itambarana amin' ny maha trano gasy azy, mitafo bozaka sy milalotra tanimena. [2.470#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12