|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  itana
Fototeny  2 ita
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Robohina mba hankanesana erỳ an-dafin-drano; vikinina mba hahatongavana erỳ an-dafin-kady: Sarotra itana itỳ rano itỳ izany fa lalina / Mora itana ve io hady io? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be crossed, as a river, a valley, etc. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on passe, qu'on traverse, qu'on franchit.
7 Mora itana ny rano eto (il est facile de passer la rivière ici) /
8 Sarotra itana io hady io (il est difficile de franchir ce fossé)
[1.3#285]
9 qu'on traverse, comme une rivière, une vallée, etc [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)15  itana
Fototeny  16 ita
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#285]
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
21  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  22 anaty, 23 atany, itana, 24 taina, 25 tiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17