|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hita
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tazana, voatsipalotry ny maso: Hitanao ve ry vorona ambony hazo iry?
4 Miseho rehefa avy notadiavina: Hitako ilay solomasoko very
5 Voazaha ary fantatra: Efa hitanao ve ilay trano tianao hovidina
6 Fantatra: Hitako ny hevitrao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 seen; found [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 vu, trouvé [1.3, 1.8]
9 découvert, inventé; su, connu, compris, deviné [1.3]
Ohatra  10  hitako teny an-tsena izy (Je l'ai vu au marché) [1.3]
11  hitako ny bokiko very (J'ai trouvé le livre que j'avais perdu) [1.3]
12  hitako ny ataonao (Je vois, je sais ce que vous faites) [1.3]
13  hitako ny hevitrao (Je connais votre pensée) [1.3]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 38 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)30  hità
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 setroka [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  33 haty, hita, hità, 34 tahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27