|
|
|
|

Teny iditra1  itsinjovana
Fototeny  2 tsinjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#780]
Ohatra  4  Eny am-pivzivezena eny no itsinjovana patetitetika ny fikisaky ny famataranandron' ny lagara. [2.470#]
5  Ary ny omby itsinjovana ra dia atao hoe «ialan-doza,» ary ny hena atao hoe «henan-doza,» na «henan-tangena. [2.857#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02