|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsinjo |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Sandra hita tsipalotra: Tsinjoko teny an-tsena Rakoto tamin' ilay maizim-bava vilany iny
4 hita avy amin' ny toerana ambony: Tsinjoko ery an-dohasaha ny ondrinareo miraoka ahi-maitso 5 Tazana lavitra: Tsinjonao ve iry vato mandondona be iry? Any ambadik' iny no misy ny any aminay [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Aperçu, regardé de haut en bas, au loin:
7 Tsinjoko eny an-tsaha ny ombiko (J’aperçois mes bœufs dans la campagne) ~ 8 Tsinjoko teny an-dalambe izv ilay efa maizimaizina iny ny andro (Je l’ai aperçu sur la route à l’entrée de la nuit) [1.3#780] |
| Ohatra |
9 Analakely tomefy vahoaka anefa no tsinjo ary vahoaka minia tsy mahalala ny hamafin' ny toetr' andro noho ny antom-pivelomana manery sy mahazaka maniriraka.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 30 Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|