|
|
|
|

Teny iditra1  itsorana
Fototeny  2 tsotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#796]
Ohatra  4  Ary raha sendra misy tsy voatonona ka ilany vaniny, dia tsy maintsy itsorana izany. [2.346]
5  Voadion' ny fo mibebaka ihany ny lasa, ry ise, hoy Fatakamana, fa ny heloka itsorana mody rariny! [2.499#50]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 anatsiro, 12 anatsory, 13 asatrony, 14 asitrano, 15 atrosina, 16 isantaro, 17 itrosana, itsorana, 18 rañaotsy, 19 ranitsoa, 20 sanatrio, 21 Sarônita, 22 sinaotra, 23 soritana, 24 Tiranosa, 25 torin' asa, 26 trosaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02