|
|
|
|

Entry (1/2)1  itsy
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Derivatives 
3  Pronouns :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Enti-manondro zavatra na toerana akaiky somary an-tsisintsisiny: Ovay toerana itsy sary itsy / Omeo ahy itsy, ry Ikoto
Explanations in English  9  [1.7] that, not very close (in sight)
Explanations in French  10  [1.8] celui-là, pas bien loin (visible)
Examples  11  [2.69#] aiza kely hoe itsy atiny itsy hataoko vonjy fo!
Tables and plates  12  All the pronouns

Entry (2/2)13  itsy
Part of speech  14  adjective
Explanations in Malagasy  15  [1.1] (ialohan' ny "aoka" mandrakariva) entina mandrara tsy hanao zavatra, omban' ny sisi-kevitra manao hoe "raha manao dia mahita faisane": Aoka itsỳ fa sao mahita angano eo ianao
Examples  16  [2.588#] Ka aok'itsy, anaka.
17  [2.285#] aoka itsy, aoka itsy.

Updated on 2025/08/10