|
|
|
|

Entry1  izahay
Part of speech  2  pronoun [Full list]
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy:
Malagasy izahay fa ianareo vazaha.
Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny:
Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao.
Explanations in English  5  [1.2] We (excluding the person addressed). Compare isika.
6  [1.7] we (excluding those addressed)
Explanations in French  7  [1.3] Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle).
8  [1.5, 1.8] nous (exclusif)
Explanations in Italian  9  [1.18] noi
Analogs  10  anay, nay, ay
Tables and plates  11  All the pronouns

Updated on 2025/08/10