Entry | 1 izaho |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina: Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ. (Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny: Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho). [1.1] |
Explanations in English |
4 see aho. [1.2] 5 I (emphatic) [1.7] |
Explanations in French |
6 je, moi. Manao izaho ity: faire l'important. [1.3, 1.8] 7 je, moi (s'emploie au début de la phrase). [1.5] 8 je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho]. [Tanala] [1.6] |
Explanations in Italian |
9 io [1.18] |
Derivatives |
|
All compound words | 12 5 combinations of this word |
Tables and plates |
13 All the pronouns |
Anagrams | 14 haizo, 15 izaho, 16 ohazy |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |