|
|
|
|

Entry (1/2)1  izao
Root  2  io
Part of speech  3  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  4  Enti-manondro zavatra na olona tsy hita maso akaiky, izany hoe, ohatra, ao ambadiky ny varavarana: Ampangino izao radio midradradradra ao an' efitra ao izao, ry Ikoto a! na somary takontakona: Jereo izao itangoronan' ny olona izao, rankizy a. Ny "izao" koa anefa dia mety hanan-kevitra roa manokana hafa: 1) zavatra mitranga amin' ilay fotoana itenenana: Mahafinaritra ahy izao fahatongavanareo maro be mitsidika ahy izao. 2) hevitra na teny vao holazaina: Tsarovy tsara izao teny izao: Asio fieritreretana ny atao rehetra. [1.1]
Explanations in English  5  this [1.7]
Explanations in French  6  celui-ci [1.8]
Examples  7  tahaka izao no fanao. [2.245#]
8  Ady izao rehetra izao. [2.5#]
All compound words  9  9 combinations of this word
Tables and plates  10  All the pronouns

Entry (2/2)11  izao
Part of speech  12  adverb [Full list]
Explanations in English  13  now [1.7]
Explanations in French  14  maintenant [1.8]
Examples  15  Bedao amin' izao! [2.587#]
16  Ka maninona aho izao? [2.5#]
All compound words  17  2 combinations of this word

Anagrams  18 izao, 19 ozay, Ozay, 20 Ozia

Updated on 2025/10/11