|
|
|
|

Entry1  izorana
Part of speech  2  relative verb
Root  3  zotra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in French  8  [1.3#875]
Examples  9  [2.471#36] Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa.
10  [2.643#11] Fitia fitia foana, hoy aho, tsy mila fitia aho fa ny lalan' Soa izorana.
11  [2.285#16] Tsarovy fa lalana roa no izorana ho amin' ny fandrosoana, dia ny fahalalana ny ankehitriny sy ny lasa.

Anagrams  12  arozany, izorana, nozaira, nozarai, zarinao

Updated on 2025/01/21