|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 jabo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 Aliment, argent, déjeuner, dîner, nourriture, repas, souper, vivres —> borokonda, faha, hane, hina, rezime, sakafo, sinjike, timoke.
[1.68] |
| Ohatra |
4 Manao ino iha aloha^i ty jabo hariva ? (Que fais-tu avant le repas du soir ?)
[1.68]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/7) | 9 jabo |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 jiafotsy
[Bara]
[1.78] 12 Lamba mandray roa fa rofia ny tenany ary vahantsoga ny fahany [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 (du malais jabu : sorte de cape qu'on porte par-dessus les vêtements). Nom donné aux tissus faits de manière artisanale, dont la chaîne est en rafia et la trame en coton. On en fait des sortes de survêtements.
[Merina, Betsileo, Bezanozano, Tanala]
[1.196] |
| Kamban-teny rehetra | 14 lamba jabo |
| Teny iditra (3/7) | 15 jabo |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 firariana
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (4/7) | 18 jabo |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 fitsaboana
[Bara]
[1.78] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (5/7) | 22 jabo |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 pastèque.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 25 Haizavamaniry: anana |
| Tovy hevitra | 26 voajabo |
| Kamban-teny rehetra | 27 jabom-bazaha |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (6/7) | 29 jabo |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 Arbre indéterminé. Le bois de bonne qualité est classé par le Centre Technique Forestier Tropical. Identique au dilotry .
32 La pulpe du fruit sert à préparer une teinture jaune ; voir Decary, Annales Musée Colonial Marseille, p. 124 (1946). [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 33 Haizavamaniry |
| Teny iditra (7/7) | 34 Jabo |
| Sokajin-teny | 35 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 affluent de la Betsiboka
37 qui prend sa source au nord-est de la ville d'Ambohitrolomahitsy. 38 Après sa jonction avec 39 l' Andranobe, la Sahasarotra prend le nom de Jabo [1.11] |
| Voambolana | 40 Haitoetany: renirano, farihy |
| Fivaditsoratra | 41 boja, jabo, Jabo, 42 Joba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|