|
|
|
|

Teny iditra1  jaboady
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-biby dia mitovitovy amin' ny saka fa lehibe kokoa ary be volony no somary malany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a civet cat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 espèce de civette [1.54, 1.8]
6 civette (Viverricula indica) [4.22]
Voambolana  7  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  8 alazy, telofory

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12