|
|
|
|

Entry1  jadom-panjakana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  jadona, fanjakana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fitondram-panjakana na fahefana tsy azo ifandinihana fa rehefa izay dia izay
Synonyms  5  jadon' ny mpanjaka

Updated on 2025/07/29