|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 jama |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fipetraky ny voa amin' ny sikidy, izay ankasa; ny mifanohitra aminy dia taraiky
[1.1] |
| Mpanahaka | 4 sikidy |
| Teny iditra (2/5) | 5 jama |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 fanjakana
[Bara]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 assemblée, assemblée nationale, fête publique, grande revue.
[Tankarana]
[1.19] |
| Teny iditra (3/5) | 9 jama |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 andiana : jaman-jaza, jamam-boro, ets
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (4/5) | 12 jama |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 heniheny
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (5/5) | 15 jama |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 Nom général des herbes de grande taille qui envahissent les rizières et nuisent à la croissance du riz. Plus spécialement une Graminée : Oryza longistaminata A. Chev.et Roehr (Poaceae), espèce très voisine du riz cultivé ; et diverses Cyperaceae. Voir jamana. Le sarclage des mauvaises herbes dans les rizières tire son nom de cette espèce. On l'appelle asa-jama (asa : travail). Sens figuré : travail qui n'a pas de fin. Dans l'Est, on prononce plutôt : zama ou zamana.
[Merina, Sihanaka]
[1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | jama, 20 maja |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|