|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  janga
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga
4 Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a prostitute
6 immoral [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 lascif [1.3#291]
8 prostituée
9 immoral [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Lahatsoratra  13 Randzavola: janga ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)14  janga
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16 sitrana [Bara] [1.78]
17 vao avy narary, vao sitrana: Tsy mahaloha lavitse reke fa vaho janga [Tandroy] [1.78]
18 Sitrana [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 guéri: Efa janga ny marary (le malade est guéri) [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  23 Mahajanga

Teny iditra (3/3)24  janga
Sokajin-teny  25  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  26 Enti-milaza ny loha miranga ary mitraka tsara [1.1#459]
Fanazavàna teny frantsay  27 relevé [1.3#291]
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17