|
|
|
|

Entry1  janjanana
Part of speech  2  passive verb
Root  3  janjana
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Asiana, velezina mafy: Nojanjanan' ilay mpikapa hazo ny famaky ny vatan-kinininaka tapaka hentitra tery
Atao vita tsara: Nojanjanako ilay fanadinana ka afaka aho ary nahazo laharana ambony

Anagrams  9  anjanjana, janjanana, najanjana

Updated on 2025/07/29