|
|
|
|

Entry1  jery atrika
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  jery, atrika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] baiko-miaramila ilazana mba hijoro tsara; ny loha miandranandrana, ny ranjo mikambana, ny tongotra somary mivelatra kely ary ny tanana roa mitsotra manaraka ny vatana
Explanations in French  5  [1.13] garde-à-vous
Vocabulary  6  Military

Updated on 2025/07/29