|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  jinja
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fikapana, fandidiana ny zavamaniry amin' ny antsy: Jinja vary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a reaping [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 Action de moissonner, de couper, de faucher, de donner un croc-en-jambe [1.3]
6 moisson [1.8]
7 Action de moissonner ou de couper en masse une récolte [1.196]
Ohatra  8  Talohan' ny horaka dia teo ny Tavy na jinja eo amin' ny Antakay. [2.245]
9  Toy ny jinja-varin' ilay mondry, ka be no tsy tapaka, aty ny tapaka misavorovoro. [2.69]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  23  Toe-karena: fambolena
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)26  jinja
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny frantsay  28 (Côte Est et Centre). Rizière ou terrain cultivé de petite superficie.
29 Sur la côte Ouest, on dit plutôt : tsabo. [1.196]

Teny iditra (3/4)30  jinja
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 fandringanana [Bara] [1.78]
Haiendriteny 
33  Tsotra :

Teny iditra (4/4)34  jinja
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny frantsay  36 ver solitaire. (darina). [Tankarana] [1.19]
Haiendriteny 
37  Tsotra :
Voambolana  38  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina 39  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17