|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mijinja |
| Fototeny | 2 jinja |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mandringana
[Bara]
[1.78] 5 Manapaka amin' ny antsim-bary: Efa mijinja vary ny olona amin' izao faran' ny Avrily izao 6 Manapaka: Lasa nijinja fary Rakoto 7 Mandringana, mandripaka: Mijinja ny olona rehetra Rafahafatesana, na mahantra na mpanankarena 8 Mioty mandray vokatra: Samy hijinja ny nafafiny ny olona rehetra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to reap, to cut down
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 moissonner, faucher
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 mijinjà |
| Fototeny | 17 jinja |
| Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijinja [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 19 manjijy, 20 mijanjy, mijinja, mijinjà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|