|
|
|
|

Entry (1/3)1  johary
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  lehibe, mpitarika, mpifehy, komandy. Avy amin-izany ny anarana hoe Rajohary, Razanajohary, Razafinjohary, ary Rainijohary razan' ny Praiministra teo Andafiavaratra [1.10]
4  lahy, tovolahy [Masikoro] [2.606#152]
Explanations in English  5  a chief, a president, a governor [Provincial]
a young man, or a youth [1.2]
Explanations in French  6  chef ; homme dans le langage du tromba. [Tankarana] [1.19]
Examples  7  Mba johary soasoa tokoa zalahy e! [2.643]
8  Tsy hanao tehin-kely mialoha Andriana, tsy hanao kintana mialoha johary, fa teny nomena ka mahasolanga, fa raha tsy nomena mahajoko. [2.528]
Derivatives 
Active verbs :
All compound words  10  Ravaloson Johary
Synonyms  11  johara

Entry (2/3)12  johary
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  enti-milaza ny masoandro, izay mbola fandre ankehitriny amin' ny kabary: Tsy hanao tehin-kely mialoha andriana aho na kintan-kely mialoha johary [1.1]

Entry (3/3)15  Johary
Elementary words  16  johary
Part of speech  17  name (book title) [Full list]
Author  18  Rapatsalahy Paul
Publishings 

Anagrams  20 johary, Johary

Updated on 2025/10/12