|
|
|
|

Entry1  jomoina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  jomo
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Bitsibitsihina, anaovana toho-tsofina: Nojomoin' ny olona izy matoa sahy nanao izany
Angolena, tarihina amin' ny teny malefaka: Nojomojomoin' ny namany teny ny adalalahy ka simba tamin' ny farany
Explanations in French  9  [1.3#299] A qui on parle en secret, à qui on chuchote, qu’on enjôle, qu’on entraîne secrètement, qu'on épie en cachette: Aza jomoin' ialahy toy izany ny sasany (Ne chuchote pas ainsi avec les autres) ~ Nojomoin’ ny namana ratsy izy ka simba tamin’ ny farany (Il a été enjôlé par de mauvais camarades et à la fin il a été gâté)
Synonyms  10  jomojomoina

Anagrams  11  ajomony, ijomoan, jomoina, nijomoa

Updated on 2025/07/29