Entry | 1 jomojomoina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 jomojomo |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Bitsibitsihina, anaovana toho-tsofina: Nojomoin' ny olona izy matoa sahy nanao izany Angolena, tarihina amin' ny teny malefaka: Nojomojomoin' ny namany teny ny adalalahy ka simba tamin' ny farany |
Synonyms | 9 jomoina |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |