| Entry (1/2) | 1 jomòka |
| Part of speech | 2 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Tsy mba be teny na be resaka, tsy rotodrototra sy mipetrapetraka : Tovolahy jomòka izay izy ka sarotra ny mahalala ny toetrany 7 [1.1] [jamòka] Tsy be teny na be resaka, morabe sady bonaika. (Jomòka anefa no fiteny matetika kokoa) |
| Explanations in English |
8 [1.7] quiet and retiring |
| Explanations in French |
9 [1.3, 1.8] calme, doux 10 [1.3] retenu, silencieux 11 [1.3] [jamòka] doux, paisible, silencieux |
| Synonyms | 12 jamoka |
| Entry (2/2) | 13 jomoka |
| Part of speech | 14 noun |
| Explanations in French |
15 [1.19] [Tankarana]
poussière. |
| Synonyms | 16 jomontany |
| Anagrams | 17 ajokom, ajomok, jomoka, jomòka |
| Updated on 2025/08/10 |
|