|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  journal    
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 diary firaketana ny miseho isan-andro; fitanan-tsoratry ny varotra na ny fivoriana [1.17]

Teny iditra (2/4)4  journal    
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 gazety [1.17]

Teny iditra (3/4)7  journal    
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 taratasy milaza ny zavatra miseho isan' andro:
10 Voici le journal de mon voyage
11 (Inty ny taratasy milaza ny zavatra niseho isan' andro tamin' ny dia nalehako)
[1.4]
12 diary; taratasy milaza ny atao isan' andro; boky fanoratan' ny mpivarotra ny entana na vola miditra sy mivoaka isan' andro [1.9]

Teny iditra (4/4)13  journal    
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 gazety.
16 Tous les journaux en parlent (Milaza ihany avokoa ny gazety rehetra) [1.4]
17 gazety [1.9, 1.17]
Ohatra  18  Izao no teny nataon' ny Calcutta journal, gazety tao Morosy milaza izany. [2.649]
Haiendriteny 
19  Tsotra :
Voambolana  20  Toe-karena: tonta printy, sary
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17