|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kaika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitomaniana, toloko.
[1.1] 4 kiaka, antso [Sihanaka] [1.78] 5 antso, koka [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 cri en général ; défi.
[Tankarana]
[1.19] 7 signal, appel [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 19 haika, kaikaika |
| Fivaditsoratra | 20 akaky, kaika, 21 kakay, 22 kiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|