|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  haika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 antso [Tambahoaka, Tanala] [1.78]
4 antso, hafatra [Betsimisaraka] [1.78]
5 Fanomezam-po mba hiady, fihantsiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a defiance, a challenge.
7 a call. (Prov.) See antso, gaika. [1.2]
8 a challenge
9 a call [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 cri en général [Tankarana]
11 défi. [1.19]
12 défi, provocation [1.8]
Ohatra  13  Lany haika ny Dokotera. [2.499]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  26 kaika
Kamban-teny rehetra  27 lany haika

Teny iditra (2/3)28  haika
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 fanekena [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)31  haika
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny frantsay  33 Voir aussi aika. Nom général des indigofera (Fabaceae). Remède contre les maléfices : on râpe les racines et on boit cette poudre délayée avec de l'eau en disant : « si je suis ensorcelé par quelqu'un, enlevez le sortilège ô haika sacré ! » C'est ce que l'on appelle un ody mosavin'olona. [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  34  Haizavamaniry 35  Finoana

Fivaditsoratra  36 ahika, 37 akiha, haika, 38 hiaka, 39 kahia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09