|
|
|
|

Teny iditra1  kalamena
Singan-teny  2 kala, 3 mena
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anaram-bomanga mavokely na mena ny hodiny [Betsileo] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 (de kala : la belle petite et mena : rouge). Nom donné aux variétés de patate, Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae) à peau rose ou rouge. Celles qui ont les plus gros tubercules sont souvent utilisées aussi comme fourragères ; pour la nourriture des animaux de basse-cour notamment. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry: anana
Mpanahaka  8  kalamavo, 9  kalamongo, 10  kalanoro, 11  kalavory
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  kalamena, 13 mañalake, manalake, 14 manelaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27